骞胯タ鑷不鍖烘秷璐硅€呮潈鐩婁繚鎶ゅ鍛樹細
Fiseho

Ny efamira dia marolafy misy lafy efatra mitovy ary zoro mahitsy efatra (90°).
Raikipohy andrefesana
[hanova | hanova ny fango]Raha t no iantsoana ny halavan' ny lafy iray, ny refin'ny manodidina P: P = 4t.
Ny velarana A dia ny halavan' ny lafy iray toradroa: A = t2
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Je?metria
- Biloka (je?metria) - Bola (je?metria) - Efamira - Efadafy - Faribolana - Hitsy - Ivo (je?metria) - Kantsana - Kapila (je?metria) - Lafy (je?metria) - Lemaka (je?metria) - Mahitsizoro - Marolafy (je?metria) - Miraefadafy - Savaivo - Tana (je?metria) - Teboka (je?metria) - Telolafy - Tsipika - Varingarina - Velarana - Zoro.